SlideShare a Scribd company logo
1 of 19
Ny fiangonana sy ny Teknolojia vaovao
Fampahafantarana momba
ny Teknolojia vaovaon’ny fifandraisana
 sy ny fanampariaham-baovao (NTIC)
                  Ny NTIC dia mampitambatra
                  ny     teknika    ilaina  @
                  fikirakirana sy ny fampitàna
                  ny vaovao, indrindra ireo
                  izay        mikasika      ny
                  « informatique », ny
                  « internet » ary ny
                  fifandraisan-davitra
Ny NTIC manodidina ny fiainam-panahy

• Ny fitaovam-pifandraisana ve tena manampy
  amin’ny Fitoriana ny Filazantsara?
• Maharaka tsara ny fivoaran’ny Teknikam-
  pifandraisana ve isika?
• Mampiasa ny fitaovana ary fomba ve isika
  hitoriana ny Filazantsara maneran-tany?
Manoloana ny fanatontoloana dia mampametra-
panontaniana ny zava-tsoa sy ny zava-dratsy ateraky
ny NTIC eo amin’ny fiainam-panahy: fomba ahoana
no ataon’ny kristiana hisarihana ny hafa eo
amin’izao tontolo izao?
• Ho sakanana ve sa hotezaina ny olona
  hampiasa ny fitaovam-pifandraisana? Tsy
  azon’ny Kristiana ampiasaina ve ny
  tambazotran’ny Facebook, ohatra, mba
  hampitana ny hafatry ny Filazantsara?




• Inona ny lafitsara sy lafiratsy entin’ny NTIC eo
  amin’ny fiaraha-monina?
• Tsy efa fotoanan’ny firosoana sy fiampitana
  amin’ny kolontsaina vaovao ve izao ka
  hianarana, hirotsahana eo amin’izao tontolo
  izao, ary hanekena an’izany AM-PAHENDRENA
  LALINA mba hahafahan’ny Fiangonana
  mamaly ny antso nanirahana Azy?
• Amin’ny maha-olomboafidy antsika
  hikirakira ireo fitaovana ireo,
  ahoana no ataontsika hitehirizana
  ny vaovao sy ny hanolorana azy
  amin’ny manodidina            mba
  hisian’ny firindrana eo amin’ny
  fiainantsika eo anivon’ny fiaraha-
  monin’ny fanjifana?

• Ahoana      ny     hisehoantsika
  mandrakariva     eo      amin’ny
  tranonkala sy hihazonana ny
  fiombonana eo amin’ny finoana?
Ny voka-dratsin’ny NTIC
• Fanadinoana ny tena sy ny hafa
• Fitiavan-tena
• Ny fahaverezan’ny maha-izy anao ary ny
  firoboana amin’ny fahavetavetana, ny
  fanandevozana sy ny fahagejana
• Tsy fahampiam-pitiavana
• Ny lainga, ny halatra
• Tsy fahafantarana ny toeranao eo anivon’ny
  fiainam-pinoana
• Tsy fisian’ny arofanina eo amin’ny toetra ara-
  moralin’ny fiaraha-monina
• Fironana amin’ny zavatra hita maso
• Fisarahana amin’ny fiainam-piaraha-monina
• Manelingelina ny fiainam-bavaka
Ny lafitsaran’ny NTIC

• Mampitombo ny talentan’ny famoronana
• Fahazoana mitrandraka vaovao mora sy haingana
• Fanamorana sy fanafainganana ny asa
• Fisokafana amin’izao tontolo izao (fampianarana,
  fahalalana)
• Firaisan-tsaina (fiantrana, fiombonana…)
• Fitsimbinana vola sy fotoana
• Fifanakalozana mora sy amin’ny sandany mirary
Ny tontolon’ny Fiangonana
• Fampianarana ny fikirakirana ny NTIC: solosaina, finday,
  projecteurs, Tablettes, sns…
• Famokarana fandaharana amin’ny haino aman-jery
• Fampitaovana fahitalavitra ho an’ny vondron’olona tsy
  afaka hanana izany
• Fanofanana ny tanora momba ny kolontsain’ny NTIC sy ho
  liana amin’izany
• Fampahafantarana amin’ny vahoaka ny vokadratsin’ny
  NTIC
• Fananan’ny Fiangonana isan-tokony tranonkala ary
  handraisan’ny tanora andraikitra amin’izany
• Fampiasana ny NTIC amim-pahendrena lalina
Manodidina ny ara-panahy
• Fandalinana        ny      fifandraisana     manokana
  amin’Andriamanitra
• Fampianarana ny tanora hikolokolo ny fahafahana
  anaty
• Fampiasana ny NTIC handalinana ny fiainam-
  panahin’ny tsirairay sy ny an’ny vondrom-bavaka
• Mampivelatra ny fisokafana amin’izao tontolo izao
  (gazety, tranonkala…)
• Mitory an’i Kristy amin’ny alalan’ny tranonkala
• Mandamina ny fihaonana amin’ny alalan’ny
  tranonkala
• Mampiasa ny fitaovan’ny tranonkala (mozika, feo,
  sary…)
Ny fijoroana vavolombelona ao amin’ny
tranonkala dia hanefena ny hafa (misy fihaonana
ateraky ny fitiavana an’Andriamanitra)
Ny tranonkala dia ho fampitaovana sy ho
famporisihana ny fitsanganan’ny vondrom-
bavaka
Fehiny
• Ny NTIC ampiasaina am-pahendrena dia
  fitaovana sarobidy iray hamonjena Fanahy
  maro.
• Ny Fiangonana sy ny rafitra misy eo aminy dia
  tokony havitrika mandrakariva ao amin’io
  sehatra io, ka hisaina ny fiatraikan’izany eo
  amin’ny fiaraha-monina ankehitriny sy ny
  fifandraisan’ny samy kristiana.
• Ireo teknolojia ireo dia fitaovana matanjaka ho
  fanapariahana ny hevitra sy ny soa-toavina ary
  tokony ho ampiasaina hampanjakana fiaraha-
  monina marina ao anaty firaisan-kina.
Ny fitoriana ny Filazantsara amin’ny olona iray dia
mahakasika ny kolontsainy koa.
Noho izany:
- Tokony hifankazatra amin’ny kolontsaim-pifandraisana
  (culture de la communication) isika, ary hanana toetra
  mahay manadihady sy mahay mandravona am-
  pitandremana, am-pahamalinana, ka ho tonga raiki-
  tapisaka ao anaty izany.

        Fanambin’ny Fiangonana sy ny kristiana

- Tokony hahay hitory ny Filazantsara amin’ny fomba
  fitenin’ny teknolojia vaovao sy ny serasera vaovao isika.
Ny tranonkala dia sehatra iray ahafahan’ny tanora
indrindra mandray ny hafatra kristiana.
Izany anefa dia tokony hamafisiny amin’ny traikefa
iainany manokana eo anivon’ny mpiara-manompo
Ny fahafahana lehibe ahazoana mifandray
amin’ny alalan’ny tranokala dia mitaky toetra
mahay milefitra sy misokatra mba hahafahana
miroso am-pahatokiana ao amin’ny sehatry ny
fahalalana sy ny vaovao tsy hita lany azo
rantovina avy aminy.
Noho izany ilaina ny fanavaozana ny andraikitry
ny Mpitory Filazantsara mba tsy hiantehatra
amin’ny fahefana ananany fa amin’ny fahaizana
mifandray, mamporisika, manoro ny lalana
samihafa entina hamahana ny olana.
Ho famaranana, dia ambara fa tokony hiova
tanteraka isika ka ho tonga manam-pahaizana
manokana (experts) amin’ny fampitam-baovao
sy ny fampiofanana maharitra. Fampiofanana
mifantoka amin’ny ara-teknika, teolojika ary
amin’ny fahamatoran’ny tena amam-panahy.
Ho an’Andriamanitra irery anie
       ny voninahitra!

More Related Content

What's hot

História da Igreja Moderna
História da Igreja ModernaHistória da Igreja Moderna
História da Igreja ModernaAlberto Simonton
 
Módulo i online
Módulo i onlineMódulo i online
Módulo i onlineLuiz Siles
 
Obras da Carne VS Fruto do Espírito
Obras da Carne VS Fruto do EspíritoObras da Carne VS Fruto do Espírito
Obras da Carne VS Fruto do EspíritoHubner Braz
 
INICIAÇÃO CRISTÃ Nº01
INICIAÇÃO CRISTÃ Nº01INICIAÇÃO CRISTÃ Nº01
INICIAÇÃO CRISTÃ Nº01Helio Diniz
 
Evangelii gaudium cap 2 parte 2 tentaciones de agentes pastorales
Evangelii gaudium cap 2 parte 2   tentaciones de agentes pastoralesEvangelii gaudium cap 2 parte 2   tentaciones de agentes pastorales
Evangelii gaudium cap 2 parte 2 tentaciones de agentes pastoralesMartin M Flynn
 
Ética do comportamento Cristão - parte 3.pptx
Ética do comportamento Cristão - parte 3.pptxÉtica do comportamento Cristão - parte 3.pptx
Ética do comportamento Cristão - parte 3.pptxnat32nios
 
PEQUENAS COMUNIDADES ... ou GRUPOS DE JESUS, FORMAÇÃO PARTE I
PEQUENAS COMUNIDADES ... ou GRUPOS DE JESUS, FORMAÇÃO PARTE IPEQUENAS COMUNIDADES ... ou GRUPOS DE JESUS, FORMAÇÃO PARTE I
PEQUENAS COMUNIDADES ... ou GRUPOS DE JESUS, FORMAÇÃO PARTE IPaulo David
 
Pel 6 Cara Hidup Murid Yesus Dalam Persekutuan
Pel 6 Cara Hidup Murid Yesus Dalam PersekutuanPel 6 Cara Hidup Murid Yesus Dalam Persekutuan
Pel 6 Cara Hidup Murid Yesus Dalam PersekutuanKornelis Ruben
 

What's hot (16)

História da Igreja Moderna
História da Igreja ModernaHistória da Igreja Moderna
História da Igreja Moderna
 
Módulo i online
Módulo i onlineMódulo i online
Módulo i online
 
Obras da Carne VS Fruto do Espírito
Obras da Carne VS Fruto do EspíritoObras da Carne VS Fruto do Espírito
Obras da Carne VS Fruto do Espírito
 
Sejarah Gereja 1.pptx
Sejarah Gereja 1.pptxSejarah Gereja 1.pptx
Sejarah Gereja 1.pptx
 
INICIAÇÃO CRISTÃ Nº01
INICIAÇÃO CRISTÃ Nº01INICIAÇÃO CRISTÃ Nº01
INICIAÇÃO CRISTÃ Nº01
 
Estrategías pastorales
Estrategías pastoralesEstrategías pastorales
Estrategías pastorales
 
Formação com Catequistas
Formação com CatequistasFormação com Catequistas
Formação com Catequistas
 
Evangelii gaudium cap 2 parte 2 tentaciones de agentes pastorales
Evangelii gaudium cap 2 parte 2   tentaciones de agentes pastoralesEvangelii gaudium cap 2 parte 2   tentaciones de agentes pastorales
Evangelii gaudium cap 2 parte 2 tentaciones de agentes pastorales
 
Ética do comportamento Cristão - parte 3.pptx
Ética do comportamento Cristão - parte 3.pptxÉtica do comportamento Cristão - parte 3.pptx
Ética do comportamento Cristão - parte 3.pptx
 
PEQUENAS COMUNIDADES ... ou GRUPOS DE JESUS, FORMAÇÃO PARTE I
PEQUENAS COMUNIDADES ... ou GRUPOS DE JESUS, FORMAÇÃO PARTE IPEQUENAS COMUNIDADES ... ou GRUPOS DE JESUS, FORMAÇÃO PARTE I
PEQUENAS COMUNIDADES ... ou GRUPOS DE JESUS, FORMAÇÃO PARTE I
 
Projeto evangelístico.
Projeto evangelístico.Projeto evangelístico.
Projeto evangelístico.
 
sacramentos
sacramentossacramentos
sacramentos
 
Missão do Catequista
Missão do CatequistaMissão do Catequista
Missão do Catequista
 
Pel 6 Cara Hidup Murid Yesus Dalam Persekutuan
Pel 6 Cara Hidup Murid Yesus Dalam PersekutuanPel 6 Cara Hidup Murid Yesus Dalam Persekutuan
Pel 6 Cara Hidup Murid Yesus Dalam Persekutuan
 
Formação bíblica para catequistas
Formação bíblica para catequistasFormação bíblica para catequistas
Formação bíblica para catequistas
 
Cfc clp talk 11
Cfc clp talk 11Cfc clp talk 11
Cfc clp talk 11
 

Ny fiangonana sy ny teknolojia vaovao

  • 1. Ny fiangonana sy ny Teknolojia vaovao
  • 2. Fampahafantarana momba ny Teknolojia vaovaon’ny fifandraisana sy ny fanampariaham-baovao (NTIC) Ny NTIC dia mampitambatra ny teknika ilaina @ fikirakirana sy ny fampitàna ny vaovao, indrindra ireo izay mikasika ny « informatique », ny « internet » ary ny fifandraisan-davitra
  • 3. Ny NTIC manodidina ny fiainam-panahy • Ny fitaovam-pifandraisana ve tena manampy amin’ny Fitoriana ny Filazantsara? • Maharaka tsara ny fivoaran’ny Teknikam- pifandraisana ve isika? • Mampiasa ny fitaovana ary fomba ve isika hitoriana ny Filazantsara maneran-tany? Manoloana ny fanatontoloana dia mampametra- panontaniana ny zava-tsoa sy ny zava-dratsy ateraky ny NTIC eo amin’ny fiainam-panahy: fomba ahoana no ataon’ny kristiana hisarihana ny hafa eo amin’izao tontolo izao?
  • 4. • Ho sakanana ve sa hotezaina ny olona hampiasa ny fitaovam-pifandraisana? Tsy azon’ny Kristiana ampiasaina ve ny tambazotran’ny Facebook, ohatra, mba hampitana ny hafatry ny Filazantsara? • Inona ny lafitsara sy lafiratsy entin’ny NTIC eo amin’ny fiaraha-monina?
  • 5. • Tsy efa fotoanan’ny firosoana sy fiampitana amin’ny kolontsaina vaovao ve izao ka hianarana, hirotsahana eo amin’izao tontolo izao, ary hanekena an’izany AM-PAHENDRENA LALINA mba hahafahan’ny Fiangonana mamaly ny antso nanirahana Azy?
  • 6. • Amin’ny maha-olomboafidy antsika hikirakira ireo fitaovana ireo, ahoana no ataontsika hitehirizana ny vaovao sy ny hanolorana azy amin’ny manodidina mba hisian’ny firindrana eo amin’ny fiainantsika eo anivon’ny fiaraha- monin’ny fanjifana? • Ahoana ny hisehoantsika mandrakariva eo amin’ny tranonkala sy hihazonana ny fiombonana eo amin’ny finoana?
  • 7. Ny voka-dratsin’ny NTIC • Fanadinoana ny tena sy ny hafa • Fitiavan-tena • Ny fahaverezan’ny maha-izy anao ary ny firoboana amin’ny fahavetavetana, ny fanandevozana sy ny fahagejana • Tsy fahampiam-pitiavana • Ny lainga, ny halatra • Tsy fahafantarana ny toeranao eo anivon’ny fiainam-pinoana
  • 8. • Tsy fisian’ny arofanina eo amin’ny toetra ara- moralin’ny fiaraha-monina • Fironana amin’ny zavatra hita maso • Fisarahana amin’ny fiainam-piaraha-monina • Manelingelina ny fiainam-bavaka
  • 9. Ny lafitsaran’ny NTIC • Mampitombo ny talentan’ny famoronana • Fahazoana mitrandraka vaovao mora sy haingana • Fanamorana sy fanafainganana ny asa • Fisokafana amin’izao tontolo izao (fampianarana, fahalalana) • Firaisan-tsaina (fiantrana, fiombonana…) • Fitsimbinana vola sy fotoana • Fifanakalozana mora sy amin’ny sandany mirary
  • 10. Ny tontolon’ny Fiangonana • Fampianarana ny fikirakirana ny NTIC: solosaina, finday, projecteurs, Tablettes, sns… • Famokarana fandaharana amin’ny haino aman-jery • Fampitaovana fahitalavitra ho an’ny vondron’olona tsy afaka hanana izany • Fanofanana ny tanora momba ny kolontsain’ny NTIC sy ho liana amin’izany • Fampahafantarana amin’ny vahoaka ny vokadratsin’ny NTIC • Fananan’ny Fiangonana isan-tokony tranonkala ary handraisan’ny tanora andraikitra amin’izany • Fampiasana ny NTIC amim-pahendrena lalina
  • 11. Manodidina ny ara-panahy • Fandalinana ny fifandraisana manokana amin’Andriamanitra • Fampianarana ny tanora hikolokolo ny fahafahana anaty • Fampiasana ny NTIC handalinana ny fiainam- panahin’ny tsirairay sy ny an’ny vondrom-bavaka • Mampivelatra ny fisokafana amin’izao tontolo izao (gazety, tranonkala…) • Mitory an’i Kristy amin’ny alalan’ny tranonkala • Mandamina ny fihaonana amin’ny alalan’ny tranonkala • Mampiasa ny fitaovan’ny tranonkala (mozika, feo, sary…)
  • 12. Ny fijoroana vavolombelona ao amin’ny tranonkala dia hanefena ny hafa (misy fihaonana ateraky ny fitiavana an’Andriamanitra) Ny tranonkala dia ho fampitaovana sy ho famporisihana ny fitsanganan’ny vondrom- bavaka
  • 14. • Ny NTIC ampiasaina am-pahendrena dia fitaovana sarobidy iray hamonjena Fanahy maro. • Ny Fiangonana sy ny rafitra misy eo aminy dia tokony havitrika mandrakariva ao amin’io sehatra io, ka hisaina ny fiatraikan’izany eo amin’ny fiaraha-monina ankehitriny sy ny fifandraisan’ny samy kristiana. • Ireo teknolojia ireo dia fitaovana matanjaka ho fanapariahana ny hevitra sy ny soa-toavina ary tokony ho ampiasaina hampanjakana fiaraha- monina marina ao anaty firaisan-kina.
  • 15. Ny fitoriana ny Filazantsara amin’ny olona iray dia mahakasika ny kolontsainy koa. Noho izany: - Tokony hifankazatra amin’ny kolontsaim-pifandraisana (culture de la communication) isika, ary hanana toetra mahay manadihady sy mahay mandravona am- pitandremana, am-pahamalinana, ka ho tonga raiki- tapisaka ao anaty izany. Fanambin’ny Fiangonana sy ny kristiana - Tokony hahay hitory ny Filazantsara amin’ny fomba fitenin’ny teknolojia vaovao sy ny serasera vaovao isika.
  • 16. Ny tranonkala dia sehatra iray ahafahan’ny tanora indrindra mandray ny hafatra kristiana. Izany anefa dia tokony hamafisiny amin’ny traikefa iainany manokana eo anivon’ny mpiara-manompo
  • 17. Ny fahafahana lehibe ahazoana mifandray amin’ny alalan’ny tranokala dia mitaky toetra mahay milefitra sy misokatra mba hahafahana miroso am-pahatokiana ao amin’ny sehatry ny fahalalana sy ny vaovao tsy hita lany azo rantovina avy aminy. Noho izany ilaina ny fanavaozana ny andraikitry ny Mpitory Filazantsara mba tsy hiantehatra amin’ny fahefana ananany fa amin’ny fahaizana mifandray, mamporisika, manoro ny lalana samihafa entina hamahana ny olana.
  • 18. Ho famaranana, dia ambara fa tokony hiova tanteraka isika ka ho tonga manam-pahaizana manokana (experts) amin’ny fampitam-baovao sy ny fampiofanana maharitra. Fampiofanana mifantoka amin’ny ara-teknika, teolojika ary amin’ny fahamatoran’ny tena amam-panahy.
  • 19. Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra!