SlideShare une entreprise Scribd logo
1  sur  1
TantsahaFIHARIANA 
Vondrona : Fanantenana 
Kaominina : Fasintsara 
Fasintsara faha , 03 Oktobra 2014 
Ny Filohan’ny Vondrona 
Alefa amin-dRamatoa 
MPANDRINDRA NY TETIK’ASA 
COFAM FANDRIANA 
N°1/14/VON-FNT-FAS. 
Antony : Fangatahana fanampiana amin’ny 
voalavo sy fiaraha-miasa 
Tompoko, 
Voninahitra lehibe ho ahy no ahazahoako manoratra aminao ity taratasy ity. 
Ny Vondrona Fanantenana ato Fasintsara moa dia Vondron’ny Fikambanana 
tantsaha maromaro ato amin’ny Kaominina Fasintsara izay mitovy tanjona sy 
foto-pisainana. 
Ity Vondrom-pikambanana ity dia vao niorina tamin’ny 24 Septambra2014 
ary efa tafapetraka ara-panjakana.Talohan’ny fijoroan’ny vondrona dia nisy 
fihaonanay tamin’ny teknisianinareo aty an-toerana ka ireto avy no hetaheta 
tao : 
Misy ny andiam-boalavo manimba voly amin’ny Faritra akaiky ny ala arovana 
ka miangavy fanampiana aminareo izahay mba hiadiana amin’izany. Betsaka 
ihany koa ireo Fikambanana tantsaha ato anatin’ny Kaominina te hahazo 
fanohanana avy aminareo.Efa nampitaina tamin’ny teknisianinareo izany 
nefa manoratra ity aho mba ho fanamafisana izany. 
Eoam-panamboarana ny drafitrasan’ny Vondrona ny birao mpanatanteraka 
amin’izao ary mampanantena fa ho avy tsy ho ela aty aminareo izany. 
Angamba lasa aloha loatra ity fangatahana ity nefa noho ny voalavo efa tena 
mampitaraina ny mpamboly dia adidiko ny mampita izany. 
Eo am-piandrasana ny valiny mahafa-po avy aminao, raiso Tompoko ny Haja 
sy Voninahitra ambony atolotro anao.

Contenu connexe

Tendances (8)

Modèles de lettre de motivation
Modèles de lettre de motivationModèles de lettre de motivation
Modèles de lettre de motivation
 
Les principales ordonnances en mycologie et parasitologie
Les principales ordonnances en mycologie et parasitologieLes principales ordonnances en mycologie et parasitologie
Les principales ordonnances en mycologie et parasitologie
 
Nespresso Case Study
Nespresso Case StudyNespresso Case Study
Nespresso Case Study
 
Maroc, Safran, etude de marche, 2009
Maroc, Safran, etude de marche, 2009Maroc, Safran, etude de marche, 2009
Maroc, Safran, etude de marche, 2009
 
Jeune et Santé - Pr EL ABKARI Mohammed
Jeune et Santé - Pr EL ABKARI MohammedJeune et Santé - Pr EL ABKARI Mohammed
Jeune et Santé - Pr EL ABKARI Mohammed
 
Fiche de poste animateur accompagnateur culturel
Fiche de poste animateur accompagnateur culturelFiche de poste animateur accompagnateur culturel
Fiche de poste animateur accompagnateur culturel
 
Toc arabic قانون العمل سلطنة عمان
Toc arabic  قانون العمل سلطنة عمانToc arabic  قانون العمل سلطنة عمان
Toc arabic قانون العمل سلطنة عمان
 
Le système du complément
Le système du complémentLe système du complément
Le système du complément
 

Fangatahana

  • 1. TantsahaFIHARIANA Vondrona : Fanantenana Kaominina : Fasintsara Fasintsara faha , 03 Oktobra 2014 Ny Filohan’ny Vondrona Alefa amin-dRamatoa MPANDRINDRA NY TETIK’ASA COFAM FANDRIANA N°1/14/VON-FNT-FAS. Antony : Fangatahana fanampiana amin’ny voalavo sy fiaraha-miasa Tompoko, Voninahitra lehibe ho ahy no ahazahoako manoratra aminao ity taratasy ity. Ny Vondrona Fanantenana ato Fasintsara moa dia Vondron’ny Fikambanana tantsaha maromaro ato amin’ny Kaominina Fasintsara izay mitovy tanjona sy foto-pisainana. Ity Vondrom-pikambanana ity dia vao niorina tamin’ny 24 Septambra2014 ary efa tafapetraka ara-panjakana.Talohan’ny fijoroan’ny vondrona dia nisy fihaonanay tamin’ny teknisianinareo aty an-toerana ka ireto avy no hetaheta tao : Misy ny andiam-boalavo manimba voly amin’ny Faritra akaiky ny ala arovana ka miangavy fanampiana aminareo izahay mba hiadiana amin’izany. Betsaka ihany koa ireo Fikambanana tantsaha ato anatin’ny Kaominina te hahazo fanohanana avy aminareo.Efa nampitaina tamin’ny teknisianinareo izany nefa manoratra ity aho mba ho fanamafisana izany. Eoam-panamboarana ny drafitrasan’ny Vondrona ny birao mpanatanteraka amin’izao ary mampanantena fa ho avy tsy ho ela aty aminareo izany. Angamba lasa aloha loatra ity fangatahana ity nefa noho ny voalavo efa tena mampitaraina ny mpamboly dia adidiko ny mampita izany. Eo am-piandrasana ny valiny mahafa-po avy aminao, raiso Tompoko ny Haja sy Voninahitra ambony atolotro anao.