GENETIQUE ET HERETIDE
Salama tompoko ô, manasa anao
Hamaky an’ity cahier vaovao
Mifantoha mandraisa penina
Mahaiza mihaino dia mianara tsara
Ny lesona androany dia SVT
Hiresaka génétique sy Hérédité
Hofantarintsika ny momba ny variation
Ka henoy tsara ireto définitions
Ny atao hoe espèce rehefa nodinihina
Dia biby mitovy sady iray fiaviana
Afaka mivady sy hahazoan-taranaka
Interfeconds na afa-mananjanaka
Ny atao hoe population no hazavaiko indray
Espèce miara-monina @ toerana iray
Ohatra hoe amoron-drano misy andian’anophèles
Na koa Population de mouches dans une poubelle
Manana endrika maro ny biby même espèce
Variation ny iantsoana azy letsy
Misy karazany moa ny variation
Eo ny mutation eo koa ny somation
Raha tiantsika ho fakafakaina izy ity
De andao àry hiditra amin’ny biométrie
Fandinihana an-tontan’isan’ireo karazam-bidy misy
Sy ireo caractères mainty, fotsy na metisy
Rehefa hanao étude de variations
Fa manao tableau de distribution
Apetraka amin’ny ordonnés ny fréquence misy
Ny variables kosa atao amin’ny abscisse
Histogramme no atao raha variation continue
Diagramme en batôns raha discontinue
Etudieo ny mode sy ny moyenne arithmétique
Aza adino ny variance sy ny ecart type
Analyseo tsara ny courbe de fréquence
Omeko sopapa kely hahaizanao ny variance
Courbe unimodale raha population homogène
Courbe bimodale raha population hétérogène
Mbola mihaona tsara ve ianao toa midanaka e
Mifantoha tsara raha te ho afaka Bacc e
Nareo kf’boay sy nareo mademoiselles
Henoy fa hazavaiko ny génétiquen’i Mendel
Ny Gène moa dia responsable de caractère
Izy io dia karazana facteur héréditaire
Ny ahitana , ao anaty chromosomes
Ny fitambaran’izy rehetra atao hoe génome
Misy endriny maro ny gene, hoy Mendel
Ireo ilay nomena anarana hoe allèles
Ny fitoerany any anaty no atao hoe genotype
Ny fisehony ety ivelany atao hoe phenotype
Rehefa croisé-na ny géne anankiroa
Dia misy recessif fa tsy miara-miseho avokoa
Izy miseho ivelany no atao dominants
Rehefa mitovy hery dia isodominants
Marihina fa ny genotype amin’ny race pure
De gamete iray ihany na homozygote
Fa raha race hybride, za aloha tena sure
Fa gamètes anankiroa na hétérozygote
Tiako ny hampita aminareo namana
Fa maro ny croisements nanaovam-panandramana
Izay nataon’i Mendel ka samy ilaina @ bôsy
Recessif sy hybride zao nataony hoe back-cross
Na race hybride io na race pure
Dia samy nanaovan’i Mendel aventure
Raha gene anankiray dia monohybridisme
Raha anankiroa dia dihybridisme
Ny andrana nataon’i Mendel no nahazoany
Fa mitovy avokoa ny generation voalohany
Io no manome no vokatry ny croissement
Proportion tokana dia 100 pourcent
Raha tranga-na dominance recessivité
Natao ny croisements ka indro nanome
¾, ¼ hoan’ny génération faharoa
Ny back-cross kosa fifty fifty
Raha miseho ny tranga-na codominance
Dia miova kely fotsiny amin’ny tatsy ambony tatsy
Ny F2 manome un quart, un quart, un demi
Ny back-cross kosa mbola fifty fifty
Raha dihybridisme, segregation independante
Dia misy efa ny génotype hita ao anaty
1 – 3 – 3 ary 9 sur16
Io no proportion azo raha natao synthèse
Ny back-cross kosa ¼ in’efatra
Izay Proportion sy logique mipetraka
Azo atao ny mijery ireo gene tsirairay
Rehefa azo ny vokatra dia atambatra amzay
Vita izay ny lesona momba ny génétique
Mahaiza mampihatra sy manaraka logique
Aza kivizivy fa samia re mitraka
Satria ny tanjontsika dia ny ho afaka back
Veloma tompoko ô, misaotra anao
Namaky an’ity cahier vaovao
Mifantoha mandraisa penina
Mahaiza mihaino dia mianara tsara
Ho afaka Bacc ô ô
Paroles: Bëllarminovitch

Hérédité et-génétique-1

  • 1.
    GENETIQUE ET HERETIDE Salamatompoko ô, manasa anao Hamaky an’ity cahier vaovao Mifantoha mandraisa penina Mahaiza mihaino dia mianara tsara Ny lesona androany dia SVT Hiresaka génétique sy Hérédité Hofantarintsika ny momba ny variation Ka henoy tsara ireto définitions Ny atao hoe espèce rehefa nodinihina Dia biby mitovy sady iray fiaviana Afaka mivady sy hahazoan-taranaka Interfeconds na afa-mananjanaka Ny atao hoe population no hazavaiko indray Espèce miara-monina @ toerana iray Ohatra hoe amoron-drano misy andian’anophèles Na koa Population de mouches dans une poubelle Manana endrika maro ny biby même espèce Variation ny iantsoana azy letsy Misy karazany moa ny variation Eo ny mutation eo koa ny somation Raha tiantsika ho fakafakaina izy ity De andao àry hiditra amin’ny biométrie Fandinihana an-tontan’isan’ireo karazam-bidy misy Sy ireo caractères mainty, fotsy na metisy Rehefa hanao étude de variations Fa manao tableau de distribution Apetraka amin’ny ordonnés ny fréquence misy Ny variables kosa atao amin’ny abscisse Histogramme no atao raha variation continue Diagramme en batôns raha discontinue Etudieo ny mode sy ny moyenne arithmétique Aza adino ny variance sy ny ecart type Analyseo tsara ny courbe de fréquence Omeko sopapa kely hahaizanao ny variance Courbe unimodale raha population homogène Courbe bimodale raha population hétérogène Mbola mihaona tsara ve ianao toa midanaka e Mifantoha tsara raha te ho afaka Bacc e
  • 2.
    Nareo kf’boay synareo mademoiselles Henoy fa hazavaiko ny génétiquen’i Mendel Ny Gène moa dia responsable de caractère Izy io dia karazana facteur héréditaire Ny ahitana , ao anaty chromosomes Ny fitambaran’izy rehetra atao hoe génome Misy endriny maro ny gene, hoy Mendel Ireo ilay nomena anarana hoe allèles Ny fitoerany any anaty no atao hoe genotype Ny fisehony ety ivelany atao hoe phenotype Rehefa croisé-na ny géne anankiroa Dia misy recessif fa tsy miara-miseho avokoa Izy miseho ivelany no atao dominants Rehefa mitovy hery dia isodominants Marihina fa ny genotype amin’ny race pure De gamete iray ihany na homozygote Fa raha race hybride, za aloha tena sure Fa gamètes anankiroa na hétérozygote Tiako ny hampita aminareo namana Fa maro ny croisements nanaovam-panandramana Izay nataon’i Mendel ka samy ilaina @ bôsy Recessif sy hybride zao nataony hoe back-cross Na race hybride io na race pure Dia samy nanaovan’i Mendel aventure Raha gene anankiray dia monohybridisme Raha anankiroa dia dihybridisme Ny andrana nataon’i Mendel no nahazoany Fa mitovy avokoa ny generation voalohany Io no manome no vokatry ny croissement Proportion tokana dia 100 pourcent Raha tranga-na dominance recessivité Natao ny croisements ka indro nanome ¾, ¼ hoan’ny génération faharoa Ny back-cross kosa fifty fifty Raha miseho ny tranga-na codominance Dia miova kely fotsiny amin’ny tatsy ambony tatsy Ny F2 manome un quart, un quart, un demi Ny back-cross kosa mbola fifty fifty
  • 3.
    Raha dihybridisme, segregationindependante Dia misy efa ny génotype hita ao anaty 1 – 3 – 3 ary 9 sur16 Io no proportion azo raha natao synthèse Ny back-cross kosa ¼ in’efatra Izay Proportion sy logique mipetraka Azo atao ny mijery ireo gene tsirairay Rehefa azo ny vokatra dia atambatra amzay Vita izay ny lesona momba ny génétique Mahaiza mampihatra sy manaraka logique Aza kivizivy fa samia re mitraka Satria ny tanjontsika dia ny ho afaka back Veloma tompoko ô, misaotra anao Namaky an’ity cahier vaovao Mifantoha mandraisa penina Mahaiza mihaino dia mianara tsara Ho afaka Bacc ô ô Paroles: Bëllarminovitch