11. A - HITORY NY FILAZANTSARA
• Tsy afaka hino fotsiny amin’izao ny olona raha
tsy misy mitory aminy ( Rom.10/14 ) .
• Ny Finoana dia teraka avy @ TORITENY
Rom.10/17 ;ny toriteny dia
tenin’Andriamanitra avy @ Soratra Masina
manambara ny famonjen’i Jesoa .
13. B -MANOLOTRA NY SAKRAMENTA
• Izay resy lahatra sy niova fo tamin’ny
Fandrenesana ny Tenin’Andriamanitra dia
nanaiky hatao BATISA ho isan’ny zanak’Atra
• Manatona ho Mpandray fanasan’ny Tompo
(sakafo iraisan’ny Mpino ) Jao .6/53-58 .
• Adidin’ny Fiangonana no manolotra ireo raha
tsy izany mangatsiaka ny finoan’ny olona
14. Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako
no manana fiainana mandrakizay Jao.6/54
15. D-MAMPIANATRA SY MITAIZA
• Mampianatra azy hitandrina izay nandidiako
anareo Mat.28/20
• Tsy vitan’ny hoe mitory dia vita na izarana ny
Sakramenta dia ampy fa mila ampianarina sy
tezaina isan’andro .
• Tarihina ho any @ lalana tsara tsy hivily any
amin’ny lalan-diso ary manoro sy mitarika @
Tokony hatao isan’andro
16.
17. III - FOMBA FIASA MAHOMBY
• FIOMBONANA FENO @ Atra Tompon’ny asa
• Fiaraha-miasa amin’ny namana .
• Manaraka ireo fitsipika sy lamina iombonana
• Manana finiavana sy fahazotoana
• Be fitiavana sy Finoana .
18. Izay manaraka Ahy tsy mba handeha @
maizina fa hanana ny fahazavan’aina
22. NY DIAKONA SY LOHOLONA MAHATOKY DIA
MIEZAKA HATRANY HO TONGA ANY @ TANJONA
23.
24. DIAKONA SY LOHOLONA MISIONERA
• Ny misiona na iraka dia miantefa any @ ireo
olona mila vonjy . Koa ny Fiangonana
MISIONERA izany dia mitodika any ivelany fa
tsy ao anatiny ihany . Noho izany dia tezaina
ho lasa Misionera ny Kristiana .
• Misy Andry lehibe 05 ny maha –Fiangonana
Misionera dia ireto :
25. Andry O5 Maha Fiangonana Misionera
• 1 Fiainam-panahy
• 2 Fitomboana
• 3 Fiombonana
• 4 Fitoriana ny Filazantsara
• 5 Fiheverana ny maha olona .
26. I - FIAINAM-PANAHY :
Ny fahateraham-baovao : Ateraka aloha vao afaka
miroso @ fiainana iray .Mibebaka ,
Manapa-kevitra handray ny Tompo ,manokatra ny
fo ,mampandroso an’i Jesoa . Ny Fg Misionera
dia mitarika ny olona hanapa-kevitra handray
an’i Jesoa .Fanompoam-pivavahana velona sy
miaina :mampihaona ny olona @ Atra ,mitarika
ny olona handray anjara (acteur) fa tsy
mpitazam-potsiny (spectateur) mirindra misy
fiadanana .
37. IV- FITORIANA NY FILAZANTSARA
• Ny fiainanao iray manontolo dia fitoriana ny
Filazantsara :teny ,asa,fitondrantena,sns…
• Aseho @ fotoana rehetra ;@ toerana rehetra
;@zavatra rehetra (tranga ,atao …) .Misionera
avokoa ny olona rehetra eo amin’ny
andraikitra nametrahana azy .
• Tafika Masina : Ho lazaina ny famonjen’i Jesoa
mandra-pihaviny eny @ rahon’ny lanitra .
38. FANIRAHANA MISIONERA
• Andriamanitra Ray Zanaka ary Fanahy Masina
no maniraka ny Mpaminany ,ny Apostoly ,
Fiangonana ,ireo Misionera tonga teto M/kara.
• Ianao ;isika ihany koa irahiny ka
• Vonona ve ianao ? Omàny ary ireto :
• Olona ,vola,fotoana,fitaovana
samihafa,tetikasa .
• Finoana ,Fitiavana ,fanetrentena
,fahazotoana,hafanam-po ,fifaliana …
39. V -FIHEVERANA NY MAHA-OLONA
• Tsy afaka misaraka @ fanambarana ny Teny ny
fiahiana ny maha olona .
• oh: Fanampiana tranga manokana Mat5/42
• Traboina @rano,voaendaka Lio.10/25-37
• Fanofanana ny olona hamorona asa hiala @
fahantrana,fahasalamana ,tsy hian-kindoha,na
hangata-dava;manangana centre d’ecoute ,centre
d’accueil .
• Fijoroan’ny Fg eo @ Fiainam-bahoaka
(temoignage de presence )
40. ANDRAISANA VALIMPITIA
• Andraisam-pitahina ety an-tany hafa ny
manompo sy ny tsy manompo
• Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino
• Tsy foana tsy akory ny Fikelezanareo aina ao
amin’ny Tompo .
• Ny asany manaraka azy
• Aoka ho mahatoky dia omeko anao ny
satroboninahitrra Fiainana