3. Fampidirana sy fahalalana ny fanirin’ireo
karazan-tsaramaso natsaraina vaovao any
amin’ny mpamboly mandritra ny voly avotra
Fahazoana ny tombana avy any amin’ny
mpamboly
Fahazoana ny sivana apetraky ny mpamboly
Fisontonana fehi-kevitra momba ny voly avotra
tsaramaso ho an’ny mpamboly
4. Fanangonana ny vokatra
Fanadihadihana ny tombana avy any amin’ny mpamboly
Fanaraha-maso ny voly
Fanatanterahana ny andrana
Fihofanana famokarana kaomposta 7 andro
Fihofanana teknika famokarana tsaramaso tsara kalitao
Fisafidianana ny tany hanaovana ny andrana
23. Tratra ny tanjona nanaovana ny andrana:
Mety voly avotra ireo karazana tsaramaso vaovao
Mamokatra
Tian’ny mpamboly
Nahazo masomboly: ≈ 900 kg
Nahazo fihofanana ny mpamboly
Hita ny olana sy ny vahaolana
Miroborobo ny fidirana membra ao amin’ny SFMT
Betsaka ny maniry hanohy famokarana
24. Mpanohana ara-bola: FRDAVakinankaratra sy PABRA
NY SFMT sy ny FOFIFA
Ny tantsaha: nanao ny andrana sy nandray ny teknisiana
NY Ben’ny tanana : Manandona, Betafo ary Ranomafana nanampy sy
nanamora ny asa natao tany an-toerana
Ny CSA Betafo,Vovonana Soamiaradia: nanampy tamin’ny fisafidianana ireo
tantsaha nandray ny andrana
Mme FY sy ireo fikambanam-behivavy: nampiantrano sy nikarakara ireo
sakafo vita avy amin’ny karazana tsaramaso vaovao ho fanandramana ny tsiro
Mr RAKOTORAMARIJAONA sy Melle Josea: nanampy tamin’ny fihofanana
kaomposta